[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Saonjo

Avy amin'i Wikipedia
Saonjo
Vodisaonjo
tanin-tsaonjo

Ny saonjo (sahôgno :avaratra ny Nosy) dia zavamaniry misy vodiny azo hanina izay maniry sy volena amin' ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany. Azo hanina atao laoka koa ny taho sy ny ravin-tsaonjo(agnan-tsaôgno), tena matsiaro kanefa mila ketrehina fotoana maharitra. Mampalailay vava ny mihinana ny vodiny na ny raviny na ny tahony raha mbola tsy nahandroina. Ny vodisaonjo dia miendrika varingarina na kitsoloha, mifono hoditra mafy, sahala amin' ny an' ny mangahazo. Sakafo mahavelona any Afrika sy Ôseania ary any Azia Atsimo ny saonjo, indrindra ny vodiny. Colocasia esculenta ny anarany ara-tsiansa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]