Papelika (vorona)
Apparence
Ny papelika dia vorona mpihaza kely manao akany eo amin' ny tany, ao amin' ny fianakaviana Phasianidae. Mifindra monina indrindra izy io, mitady hanina any amin' ny faritra andrefana amin' i Eorôpa ary mandany ny ririnina any Afrika sy amin' ny tapany atsimon' i India. Ny anarany ara-tsiansa dia Coturnix coturnix.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]