[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Fiandrivoditatatra

Avy amin'i Wikipedia
Fiandrivoditatatra (Ardeola ralloides)

Ny fiandrivoditatatra dia karazam-borona mpirenireny, ao amin' ny fianakaviana Ardeidae. Ny anarany ara-tsiansa dia Ardeola ralloides na Ardea comata. Aty Afrika atsimon' i Sahara, any Eorôpa ary any Atsinanana Afovoany no tena misy an' io karazana vano io, nefa ahitana azy koa ny any amin' ny faritra lavitra kokoa any Azia. Mahalana kokoa no ahitana azy any Afrika Avaratra. Manao akany eny amin' ny vinanin-dranomasina, eny amin' ny vinanihefaka, indrindra eny amin' ny faritra misy zavamaniry maniry tsara, tsy miala lavitra ny tontolon' ny anaty rano izy ireo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]