Videô
Apparence
Ny videô (amin'ny teny Frantsay : Vidéo), dia vondrona sy fitambaran'ireo tekinika natao hiterizana sary sy feo analojika sy nomerika izay mihetsika mitovy tsy misy valaka. Ny teny hoe videô dia nalaina avy amin'ny teny Latina hoe : « video » izay midika hoe : « je vois », ny videô dia vokatra azo avy amin'ny fitaovana iray antoina hoe : Kamerà, ankehitriny dia betsaka ny karan'ireo videô izay misy.
Karazana videô
[hanova | hanova ny fango]Analojika
[hanova | hanova ny fango]- VHS
- VHS-C
- S-VHS
- 8mm ou Video 8
- Hi-8
- Betacam / Betacam SP
- U-matic / U-MATIC SP
- Betamax
- V2000
- Bande 1 pouce
- Bande 2 pouces
- BVU / BVU SP
Nomerika
[hanova | hanova ny fango]- Digital 8
- DV ou Digital Video
- DVCAM
- Betacam SX
- Digital-S
- IMX
- XDCAM
- DVCPRO
- Betacam numérique
- HDV
- XDCAM HD
- DVCPRO-HD
- HDCam
- DVD
- AVCHD
- D1
- HDCAM SR
Fitaovana
[hanova | hanova ny fango] Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !