[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Tendrombohitra Ôlimpôsy

Avy amin'i Wikipedia
Tendrombohitra Ôlimpôsy

Tendrombohitra Ôlimpôsy na Tendrombohitra Ôlimpa no tendrombohitra avo indrindra any Gresy. Atao hoe Όλυμπος, Ólympos na Ólimbos izy amin' ny teny grika. Anisan' ny Olimpa akaikin' ny Hoala Termaikos ao amin' ny Ranomasina Egea izy io, any amin' ny Tandavan-tendrombohitra Ôlimpôsy eo amin' ny sisin-tanin' i Tesalia sy Makedônia, eo anelanelan' ny faritra misy an' i Larissa sy Pieria, 80 km eo ho eo atsimo-andrefan' i Tesalônika.

I Ôlimpa dia malaza ao amin' ny fedrà grika fa fonenan' ny andriamanitra grika, eo amin' ny tendro Mytikas (2 917,727[1] m).

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Ampatzidis, Dimitrios; Moschopoulos, Georgios; Mouratidis, Antonios; Styllas, Michael; Tsimerikas, Alexandros; Deligiannis, Vasileios-Klearchos; Voutsis, Nikolaos; Perivolioti, Triantafyllia-Maria et al. (2023-04-01). "Revisiting the determination of Mount Olympus Height (Greece)" (in en). Journal of Mountain Science 20 (4): 1026–1034. Endrika:Citation/identifier. Endrika:Citation/identifier. https://doi.org/10.1007/s11629-022-7866-8.