Minas Gerais
Apparence
I Minas Gerais dia faritany mizaka-tena ao Brazila. Ny renivohiny dia Belo Horizonte. Ny velarantanin'ilay faritany dia 586 528,293 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 19 595 309.
Ony lehibe
[hanova | hanova ny fango]Tanàna lehibe
[hanova | hanova ny fango]laharana | tanàna | mponina 2010 | vinavina 2018 |
---|---|---|---|
1 | Belo Horizonte | 2.375.151 | 2.501.576 |
2 | Uberlândia | 604.013 | 683.247 |
3 | Contagem | 603.442 | 659.070 |
4 | Juiz de Fora | 516.247 | 564.310 |
5 | Betim | 378.089 | 432.575 |
6 | Montes Claros | 361.915 | 404.804 |
7 | Ribeirão das Neves | 296.317 | 331.045 |
8 | Uberaba | 295.988 | 330.361 |
9 | Governador Valadares | 263.689 | 278.685 |
10 | Ipatinga | 239.468 | 261.344 |
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Minas Gerais |