[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Mananara Avaratra (renirano)

Avy amin'i Wikipedia
Mananara Avaratra

I Mananara Avaratra dia iray amin' ny ony lehibe any avaratra-atsinanan' i Madagasikara. Ao amin’ ny Helodranon' i Antongila (ao amin' ny Ranomasimbe Indiana), akaikin’ ny tanànan’ i Mananara Avaratra ao amin’ ny Faritra Ambatosoa, no misy ny vavany, 150 km ny halavany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]