Fihoaran-dahinkirika
Apparence
Ny fihoaran-dahinkirika (anglisy: buffer overflow) dia hadisoana anaty fandaharana rehefa manoratra angona anaty lahinkirika ka mihoatra ny faritr'aritra natokana ho an'ilay lahinkirika, ka lasa manitsaka ireo faritr'arika manodidina. Ny fihoaran-dahinkirika dia tranga manokan'ny otam-pahatokian'arika.