Efemerida
Apparence
Ny efemerida, ao amin' ny haikintana, dia fafana na tabilao entina hamaritana, ho an' ny andro tsirairay, ny sandan-kabe mampiavaka ny zavatra iray eny amin' ny lanitra, indrindra ny toerana misy ny planeta, ny satelitany, ny Volana, ny Masoandro, ny kintana, ny kinta-manan-drambo (na kômeta), na ny zanabolana voatr' olombelona mpanoro toerana mihitsy aza.