Grenoble
Apparence
I Grenoble dia kaominina any amin'ny tapany atsimo-atsinanan' i Frantsa, ao amin' ny faritr' i Auvergne-Rhône-Alpes. izy no renivohitry ny departemantan' i Isère ary renivohitr' i Dauphiné teo aloha. Amin' ny teny arpetàna na frankôprôvensaly izy dia atao hoe Grenoblo.