[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Ôriksa

Avy amin'i Wikipedia
Ôriksa gazela ao amin' ny valan-javaboarin' i Etosha any Namibia.

Ny ôriksa dia antilôpan' i Afrika (indrindra eny amin' ny hivoka) sy an' i Atsinanana Afovoany (ao amin' ny Saikanosin' i Arabia izay efa tsy nahitana azy intsony), manana tandroka manify lava mitodika any aoriana. Misy karazany efatra ny ôrinksa:


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]