[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Salamo faha-151: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[Salamo faha-151]] dia salamo tsy hita ao amin'ny [[Bokin'ny Salamo]] araka ny ahafantarana azy ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] sy ny Baibolin'ny ankamaroan'ny fivavahana kristiana (katolika, protestanta sns.) izay ataon'ny mpanoratra azy ho sora-tanan'i Davida tenany. Tsy mitondra laharana izy tamin'ny voalohany.
Ny [[Salamo faha-151]] dia salamo tsy hita ao [[Bokin'ny Salamo]] araka ny ahafantarana azy ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] sy ny Baibolin'ny ankamaroan'ny fivavahana kristiana (katolika, protestanta sns.) izay ataon'ny mpanoratra azy ho sora-tanan'i Davida tenany. Tsy mitondra laharana izy tamin'ny voalohany.


== Ny zavatra voalaza ao amin'ny Salamo faha-151 ==
== Ny zavatra voalaza ao amin'ny Salamo faha-151 ==
Andalana faha-10: Andalana faha-10:
"''Aleloia! Ho an'i Davida zanak'i Jese''".
"''Aleloia! Ho an'i Davida zanak'i Jese''".


Naka ny tantara ao amin'ny Boky voalohan'ny mpanjaka ny mpanoratra (1Mpan. 16.1-13 sy 1Mpan. 17.40-51) izay miresaka ny amin'ny nisafidianana an'i Davida sy ny fanosorana azy ary ny ady nifanaovany tamin'i Goliata.
Naka ny tantara ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka ny mpanoratra (1Mpan. 16.1-13 sy 1Mpan. 17.40-51) izay miresaka ny amin'ny nisafidianana an'i Davida sy ny fanosorana azy ary ny ady nifanaovany tamin'i [[Goliata]].


== Fandraisana ny Salamo faha-151 ==
== Fandraisana ny Salamo faha-151 ==


==== Ireo dikan-teny tranainy ====
==== Ireo dikan-teny tranainy ====
Hita ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny fiteny grika atao hoe [[Septanta]] (na [[Septoaginta]]) sy ao amin'ireo Baiboly amin'ny latina atao hoe ''Latina Tranainy'' (latina: ''Vetus Latina'') ary ao amin'ny [[Volgata]] (latina ''Vulgata'') ny Salamo faha-151. Hita ao amin'ny [[Peshita]]<ref><small>Ny ''Peshita'' (''Peshitta'') dia ny Baiboly kristina amin'ny dikan-teny siriaka tranainy.</small></ref> (izay ahitana koa ny faha-152 hatramin'ny faha-155) sy ao amin'ny Baibolin'ireo Fiangonan'ny Konsily telo ([[Fiangonana ortodoksa tatsinanana]]) koa izy.
Hita ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny fiteny grika atao hoe [[Septanta]] (na [[Septoaginta]]) sy ao amin'ireo Baiboly amin'ny fiteny latina atao hoe ''Latina Tranainy'' (latina: ''Vetus Latina'') ary ao amin'ny [[Volgata]] (latina ''Vulgata'') ny Salamo faha-151. Hita ao amin'ny [[Peshita]]<ref><small>Ny ''Peshita'' (''Peshitta'') dia ny Baiboly kristina amin'ny dikan-teny siriaka tranainy.</small></ref> (izay ahitana koa ny Salamo faha-152 hatramin'ny faha-155) sy ao amin'ny Baibolin'ireo Fiangonan'ny Konsily telo ([[Fiangonana ortodoksa tatsinanana]]) koa izy.


==== Soratra kanonika ====
==== Soratra kanonika ====
Soratra kanonika anefa ny Salamo faha-151 ho an'ny Fiangonana apostolika armeniana (isan'ny Ortodoksa tatsinanana) izay mampiasa azy amin'ny andron'ny [[Pentekosta]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo]] izay mamaky azy amin'ny alin'ny [[Zoma masina]]. Ny Fiagonana ortodoksa kopta ary ny Fiangonana katolika armeniana koa dia manao azy ho kanonika.
Soratra kanonika anefa ny Salamo faha-151 ho an'ny Fiangonana apostolika armeniana (isan'ny Ortodoksa tatsinanana), izay mampiasa azy amin'ny andron'ny [[Pentekosta|Pentekosta,]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo]] izay mamaky azy amin'ny alin'ny [[Zoma masina]]. Ny Fiagonana ortodoksa kopta ary ny Fiangonana katolika armeniana koa dia manao azy ho kanonika.


==== Soratra apokrifa ====
==== Soratra apokrifa ====
Araka an'i Henri-François de Vence dia nolavin'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] ny Salamo faha-151 satria tsy nihevitra azy io ho tsara tahirizina i [[Ezra]] (na Esdrasa) tamin'ny nanangonany ny boky samihafa ao amin'ny Soratra Masina. Laviny koa ny maha voasoratra amin'ny [[fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] tamin'ny voalohany io salamo io fa mety tamin'ny [[fiteny grika]].
Araka an'i Henri-François de Vence dia nolavin'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] ny Salamo faha-151 satria tsy nihevitra azy io ho tsara tahirizina i [[Ezra]] (na Esdrasa) tamin'ny nanangonany ny boky samihafa ao amin'ny Soratra Masina. Laviny koa ny maha voasoratra amin'ny [[fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] tamin'ny voalohany io salamo io fa mety tamin'ny [[fiteny grika]].


Salamo apokrifa ny Salamo faha-151 ho an'ny Fiangonana katolika sy ireo fiangonana rehetra nipoitra avy aminy, na mivantana na tsia (Protestanta, Evanjelika sns.), ary ho an'ny ankamaroana'ny Jiosy.
Salamo apokrifa ny Salamo faha-151 ho an'ny Fiangonana katolika sy ireo fiangonana rehetra nipoitra avy aminy, na mivantana na tsia ([[Protestantisma|Protestanta]], [[Evanjelisma|Evanjelika]] sns.), ary ho an'ny ankamaroana'ny [[Jodaisma|Jiosy]].


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Martsa 2019 à 06:26

Ny Salamo faha-151 dia salamo tsy hita ao Bokin'ny Salamo araka ny ahafantarana azy ao amin'ny Baiboly hebreo sy ny Baibolin'ny ankamaroan'ny fivavahana kristiana (katolika, protestanta sns.) izay ataon'ny mpanoratra azy ho sora-tanan'i Davida tenany. Tsy mitondra laharana izy tamin'ny voalohany.

Ny zavatra voalaza ao amin'ny Salamo faha-151

Toy izao no fanombohan'ny lahatsorany:

"Izao ny Salamo nosoratan'ny tanan'i Davida sy ivelan'ny filaharana. Raha nanao adin'ny fanalolahy tamin'i Goliata izy".

Ao amin'ny dikan-teny hebreo anefa dia izao no teny fiantombohany:

"Aleloia! Ho an'i Davida zanak'i Jese".

Naka ny tantara ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka ny mpanoratra (1Mpan. 16.1-13 sy 1Mpan. 17.40-51) izay miresaka ny amin'ny nisafidianana an'i Davida sy ny fanosorana azy ary ny ady nifanaovany tamin'i Goliata.

Fandraisana ny Salamo faha-151

Ireo dikan-teny tranainy

Hita ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny fiteny grika atao hoe Septanta (na Septoaginta) sy ao amin'ireo Baiboly amin'ny fiteny latina atao hoe Latina Tranainy (latina: Vetus Latina) ary ao amin'ny Volgata (latina Vulgata) ny Salamo faha-151. Hita ao amin'ny Peshita[1] (izay ahitana koa ny Salamo faha-152 hatramin'ny faha-155) sy ao amin'ny Baibolin'ireo Fiangonan'ny Konsily telo (Fiangonana ortodoksa tatsinanana) koa izy.

Soratra kanonika

Soratra kanonika anefa ny Salamo faha-151 ho an'ny Fiangonana apostolika armeniana (isan'ny Ortodoksa tatsinanana), izay mampiasa azy amin'ny andron'ny Pentekosta, sy ny Fiangonana ortodoksa teoahedo izay mamaky azy amin'ny alin'ny Zoma masina. Ny Fiagonana ortodoksa kopta ary ny Fiangonana katolika armeniana koa dia manao azy ho kanonika.

Soratra apokrifa

Araka an'i Henri-François de Vence dia nolavin'ireo Rain'ny Fiangonana ny Salamo faha-151 satria tsy nihevitra azy io ho tsara tahirizina i Ezra (na Esdrasa) tamin'ny nanangonany ny boky samihafa ao amin'ny Soratra Masina. Laviny koa ny maha voasoratra amin'ny fiteny hebreo na arameana tamin'ny voalohany io salamo io fa mety tamin'ny fiteny grika.

Salamo apokrifa ny Salamo faha-151 ho an'ny Fiangonana katolika sy ireo fiangonana rehetra nipoitra avy aminy, na mivantana na tsia (Protestanta, Evanjelika sns.), ary ho an'ny ankamaroana'ny Jiosy.

Jereo koa:

Loharano sy fanamarihana

  1. Ny Peshita (Peshitta) dia ny Baiboly kristina amin'ny dikan-teny siriaka tranainy.