Akadia: Fahasamihafan'ny versiona
k fanitsiana |
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.9.2 |
||
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 7 nataom-pikambana 7) | |||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
{{vangovango}} |
{{vangovango}} |
||
[[ |
[[Sary:Flag of Acadia.svg|140px|ankavanana|thumb|[[Sainan'i Akadia]] ]] |
||
I '''Akadia''', atao ihany koa hoe '''Akadia Vaovao''' dia tany any [[amerika avaratra|Amerika Avaratra]] tsy manana sisintany mazava. Ara-kolontsaina sy ara-tantara ny akadia. |
|||
Any amin'ny mpanjanatany eoropeanina nipetraka tany Akadia (taloha) noforonina tamin'ny [[1604]] ny Akadianina ankehitriny. Zanatany frantsay |
Any amin'ny mpanjanatany eoropeanina nipetraka tany Akadia (taloha) noforonina tamin'ny [[1604]] ny Akadianina ankehitriny. Zanatany frantsay i Akadia tamin'ny 1604 hatramin'ny [[1713]], teo amin'io daty io ny Akadia no lasa zanatany Anglisy. Noroahana daholo ny Akadianina tamin'ny Grand Dérangement tamin'ny [[1755]] hatramin'ny [[1763]], nampanjavona any Akadia taloha io epizôda io. |
||
== Anarana == |
== Anarana == |
||
Andalana faha-11: | Andalana faha-11: | ||
=== Dika === |
=== Dika === |
||
[[Faritany]] |
[[Faritany]] ngezabe i Akadia, ary tsy dia fantatra ny sisintaniny. Tsy misy lalàna mahalala i Akadia any [[Amerika]]. Kanefa, araka ny lazain'ny mpanoratra maro ohatran'i Léon Thériault, Michel Roy sy Adrien Bérubé, efa verin'ny [[Frantsa]]y i Akadia taorian'ny taona [[1763]] ary efa nivovoina sy noroahana ny ankabiazan'ny Akadianina nijanona, noho izany, dia efa fifanoheram-piteny izany miresaka momba an'i Akadia anefa efa tsy misy Akadia izany intsony. Niova tamin'ny fandrosoan'ny tantara ny hevitry ny teny hoe Akadia ary mbola misy adihevitra ankehitriny momba ny dikan'io teny io. Misy olona mihevitra hoe tsy manana sisintany i Akadia |
||
[[Sary:Les Acadiens.png| |
[[Sary:Les Acadiens.png|278x278px|ankavanana|Ny saritanin'i Akadia ara-tantara (miloko mavo)|thumb]] |
||
Tamin'ny 1979, |
Tamin'ny 1979, namolavola ny dika efatry ny teny hoe ''Acadia'' nekena i Adrien Bérubé. Ny dika voalohany dia i Akadia ara-tantara. Tafiditra ao amin'io [[faritany]] io ny Helodrano Fundy na, raha velarina kokoa ny dikany, ny morontsiraka misy anelan'ny renirano Sainte-Croix any andrefana sy ny Baie des Chaleurs any avaratra, Ao ny nosy atsimon'ny Golfe du Saint-Laurent (jereo ny saritany). |
||
Ny dika faharoa dia |
Ny dika faharoa dia i Akadia jenealôjika, na Akadian'ny diaspora. Amin'izany Akadia izany no misy ny fianakaviana akadianina noroahina tamin'ny ''Grand Dérangement'': ny Faritanin'ny Ranomasimbe Atlantika, i Quebec, i Saint-Pierre-et-Miquelon, i Nouvelle-Angleterre, i Louisianan bt Antila, i Guyane Frantsay, i Nosy Malouines ary i Frantsa. Ny fahatelo dia i Akadia ankehitriny, ao amin'ny Akadia ankehitriny no misy ny [[faritany]] an-dranomasin'i Kanada. Ny fahefatra dia i Akadia prôspektiva, ao amin'izany Akadia izany no misy ny kaontia miteny frantsay any Nouveau Brunswick. |
||
== Toe-tany == |
== Toe-tany == |
||
Miankina amin'ny ranomasina ny |
Miankina amin'ny ranomasina ny vakokan'i Akadia. Eo akaiky na eo amoron-dranomasina ny ankabiazan'ny fikambanana. Manana endrika manokana ny faritra ipetrahan'ny Akadianina. |
||
=== Faritany === |
=== Faritany === |
||
Miaina ao amin'ny |
Miaina ao amin'ny faritany Kanadianina efatra ny Akadianina (Nouveau-Brunswick, Québec, Nouvelle-Ecosse, ary Nosin'i Prince-Edouard) sy faritany telo any Etazonia: Louisiana, Maina ary Massachusets. |
||
Any amin' |
Any amin'i Akadia avaratra, zo amoron'ny Baie des Chaleurs sy ny moron'ny Révière Restigouche ny loham-pirenen'i Akadia avararatra, any atsimon'ny faritan'i Quebec no misy izy ireo. |
||
== Tantara == |
== Tantara == |
||
Andalana faha-34: | Andalana faha-34: | ||
{{...}} |
{{...}} |
||
Efa voazahan'ny Viking tamin'ny taonjato faha folo ny |
Efa voazahan'ny Viking tamin'ny taonjato faha folo ny faritanin'i Akadia. Tonga tany ny mpanjono lamôria tamin'ny taonjato faha telo ambin'ny folo. Ny Micmac, ny [[Malesita]] sy ny Passamaquoddy no tompon-tany teo tamin'izany. Nihaona tamin'ny Micmac i [[Jacques Cartier]] tamin'ny fizahana tamin'ny 1534. Nila niandry ny taona 1604 vao noforonin'i Pierre Dugua de Mons i Akadia. |
||
== Fitiavan-tanindrazana Akadianina == |
== Fitiavan-tanindrazana Akadianina == |
||
Andalana faha-44: | Andalana faha-44: | ||
=== Renivohitra === |
=== Renivohitra === |
||
== kolon-tsaina== |
== kolon-tsaina == |
||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
||
Andalana faha-55: | Andalana faha-55: | ||
=== Rohy ivelany === |
=== Rohy ivelany === |
||
* [http://www.cma2009.ca Congres Mondial Acadien 2009] |
* [http://www.cma2009.ca Congres Mondial Acadien 2009] {{Wayback|url=http://www.cma2009.ca/ |date=20220110064955 }} |
||
* [http://www.acadievacances.com/en/default.asp Acadian Tourism Commission] |
* [http://www.acadievacances.com/en/default.asp Acadian Tourism Commission] {{Wayback|url=http://www.acadievacances.com/en/default.asp |date=20090918073001 }} |
||
* [http://www.patrimoineacadien.com |
* [http://www.patrimoineacadien.com Acadian Heritage Portal] – Acadian history, & genealogy and folklore |
||
* [http://www.tourismnewbrunswick.ca Visit l'Acadie of New Brunswick (Tourism New Brunswick.ca)] |
* [http://www.tourismnewbrunswick.ca Visit l'Acadie of New Brunswick (Tourism New Brunswick.ca)] |
||
* [http://www.snacadie.org National Society of Acadia (French Only)] |
* [http://www.snacadie.org National Society of Acadia (French Only)] |
||
* [http://www.acadian-home.org Acadian Ancestral Home by Lucie LeBlanc Consentino - a repository for Acadian history & genealogy] |
* [http://www.acadian-home.org Acadian Ancestral Home by Lucie LeBlanc Consentino - a repository for Acadian history & genealogy] |
||
[[ |
[[Sokajy:Frantsa Vao]] |
||
[[ |
[[Sokajy:Francophonie]] |
||
[[ar:أكاديا (كندا)]] |
|||
[[ca:Acàdia]] |
|||
[[cs:Akádie]] |
|||
[[da:Acadia]] |
|||
[[de:Akadien]] |
|||
[[el:Ακαδία]] |
|||
[[en:Acadia]] |
|||
[[eo:Akadianoj]] |
|||
[[es:Acadia]] |
|||
[[fa:آکادی (مستعمره فرانسوی)]] |
|||
[[fi:Acadie]] |
|||
[[fr:Acadie]] |
|||
[[gl:Acadia]] |
|||
[[he:אקדיה]] |
|||
[[it:Acadia (regione)]] |
|||
[[ja:アカディア]] |
|||
[[ko:아카디]] |
|||
[[lt:Akadija]] |
|||
[[nl:Acadië]] |
|||
[[nn:Acadia]] |
|||
[[no:Acadia]] |
|||
[[pl:Akadia]] |
|||
[[pt:Acádia (América)]] |
|||
[[ru:Акадия]] |
|||
[[sr:Акадија]] |
|||
[[sv:Akadien]] |
|||
[[uk:Акаді]] |
|||
[[zh:阿卡迪亞 (加拿大)]] |
Endrika tamin'ity 19 Novambra 2022 à 15:41 ity
I Akadia, atao ihany koa hoe Akadia Vaovao dia tany any Amerika Avaratra tsy manana sisintany mazava. Ara-kolontsaina sy ara-tantara ny akadia.
Any amin'ny mpanjanatany eoropeanina nipetraka tany Akadia (taloha) noforonina tamin'ny 1604 ny Akadianina ankehitriny. Zanatany frantsay i Akadia tamin'ny 1604 hatramin'ny 1713, teo amin'io daty io ny Akadia no lasa zanatany Anglisy. Noroahana daholo ny Akadianina tamin'ny Grand Dérangement tamin'ny 1755 hatramin'ny 1763, nampanjavona any Akadia taloha io epizôda io.
Anarana
[hanova | hanova ny fango]Fiavina
[hanova | hanova ny fango]Dika
[hanova | hanova ny fango]Faritany ngezabe i Akadia, ary tsy dia fantatra ny sisintaniny. Tsy misy lalàna mahalala i Akadia any Amerika. Kanefa, araka ny lazain'ny mpanoratra maro ohatran'i Léon Thériault, Michel Roy sy Adrien Bérubé, efa verin'ny Frantsay i Akadia taorian'ny taona 1763 ary efa nivovoina sy noroahana ny ankabiazan'ny Akadianina nijanona, noho izany, dia efa fifanoheram-piteny izany miresaka momba an'i Akadia anefa efa tsy misy Akadia izany intsony. Niova tamin'ny fandrosoan'ny tantara ny hevitry ny teny hoe Akadia ary mbola misy adihevitra ankehitriny momba ny dikan'io teny io. Misy olona mihevitra hoe tsy manana sisintany i Akadia
Tamin'ny 1979, namolavola ny dika efatry ny teny hoe Acadia nekena i Adrien Bérubé. Ny dika voalohany dia i Akadia ara-tantara. Tafiditra ao amin'io faritany io ny Helodrano Fundy na, raha velarina kokoa ny dikany, ny morontsiraka misy anelan'ny renirano Sainte-Croix any andrefana sy ny Baie des Chaleurs any avaratra, Ao ny nosy atsimon'ny Golfe du Saint-Laurent (jereo ny saritany).
Ny dika faharoa dia i Akadia jenealôjika, na Akadian'ny diaspora. Amin'izany Akadia izany no misy ny fianakaviana akadianina noroahina tamin'ny Grand Dérangement: ny Faritanin'ny Ranomasimbe Atlantika, i Quebec, i Saint-Pierre-et-Miquelon, i Nouvelle-Angleterre, i Louisianan bt Antila, i Guyane Frantsay, i Nosy Malouines ary i Frantsa. Ny fahatelo dia i Akadia ankehitriny, ao amin'ny Akadia ankehitriny no misy ny faritany an-dranomasin'i Kanada. Ny fahefatra dia i Akadia prôspektiva, ao amin'izany Akadia izany no misy ny kaontia miteny frantsay any Nouveau Brunswick.
Toe-tany
[hanova | hanova ny fango]Miankina amin'ny ranomasina ny vakokan'i Akadia. Eo akaiky na eo amoron-dranomasina ny ankabiazan'ny fikambanana. Manana endrika manokana ny faritra ipetrahan'ny Akadianina.
Faritany
[hanova | hanova ny fango]Miaina ao amin'ny faritany Kanadianina efatra ny Akadianina (Nouveau-Brunswick, Québec, Nouvelle-Ecosse, ary Nosin'i Prince-Edouard) sy faritany telo any Etazonia: Louisiana, Maina ary Massachusets.
Any amin'i Akadia avaratra, zo amoron'ny Baie des Chaleurs sy ny moron'ny Révière Restigouche ny loham-pirenen'i Akadia avararatra, any atsimon'ny faritan'i Quebec no misy izy ireo.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Zanatany frantsay
[hanova | hanova ny fango]Efa voazahan'ny Viking tamin'ny taonjato faha folo ny faritanin'i Akadia. Tonga tany ny mpanjono lamôria tamin'ny taonjato faha telo ambin'ny folo. Ny Micmac, ny Malesita sy ny Passamaquoddy no tompon-tany teo tamin'izany. Nihaona tamin'ny Micmac i Jacques Cartier tamin'ny fizahana tamin'ny 1534. Nila niandry ny taona 1604 vao noforonin'i Pierre Dugua de Mons i Akadia.
Fitiavan-tanindrazana Akadianina
[hanova | hanova ny fango]Evan'ny Akadia
[hanova | hanova ny fango]Fiaraha-monina
[hanova | hanova ny fango]Demografia
[hanova | hanova ny fango]Toe-karena
[hanova | hanova ny fango]Fitiavan-tanindrazana akadianina
[hanova | hanova ny fango]Renivohitra
[hanova | hanova ny fango]kolon-tsaina
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Congres Mondial Acadien 2009 Archived Janoary 10, 2022 at the Wayback Machine
- Acadian Tourism Commission Archived Septambra 18, 2009 at the Wayback Machine
- Acadian Heritage Portal – Acadian history, & genealogy and folklore
- Visit l'Acadie of New Brunswick (Tourism New Brunswick.ca)
- National Society of Acadia (French Only)
- Acadian Ancestral Home by Lucie LeBlanc Consentino - a repository for Acadian history & genealogy