[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

tsindraindray

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « tsindraindray » Etimôlôjia

Mpamaritra

tsindraindray  ♦ X-SAMPA : tsinɖ͡ʐainɖ͡ʐaʲ

  1. p. mt.: Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak'anabavinao? — Tonga tsindraindray izy. - F.-p.: Tsindraindray tadiavina: mahalana dia mahalana.
Litera 11
Litera 12

Dikan-teny