partager
Apparence
Frantsay
[Ovay]Matoanteny
partager
- Manasaraka ny zavatra iray ho lasa ampahany maro. Manasaraka
- mahay mizara
- mampisaraka an'ireo antoko mifanohitra
- manana anjara, manana zo hanana anjara, mandray anjara amin'ny zavatra iray
- mizara amin'ny hafa
- mizarazara
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy partager tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny frantsay. (lisitry ny mpandray anjara)