[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

alguno

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Espaniola

[Ovay]

Mpisolo anarana

alguno

  1. ny sasany, ny olona sasany
  2. olona iray
  3. zavatra iray; zavatra vitsivitsy

Tsiahy

Mpamaritra

alguno

  1. zavatra izay misy, misy
  2. zavatra samihafa

Tsiahy

Espaniola Jiosy

[Ovay]

Mpamaritra

alguno

  1. zavatra iray, olona iray

Fanononana

  • IPA(key): /alˈɡuno/, [alˈɡunɔ], [alˈɣunɔ]

Tsiahy