[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

addition

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Frantsay

[Ovay]

Anarana iombonana

addition

  1. asa fampidirana isa iray amin'ny isa hafa
  2. fanamarihana an-tsoratra ny entana amidy, ny tolotra omena, na ny asa vita, miaraka amin'ny vidiny na ny sarany, ao amin'ny trano fisotroana na trano fisakafoanana

Fanononana

Tsiahy

Danisy

[Ovay]

Anarana iombonana

addition

  1. atao hoe, asa fampidirana

Tsiahy

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

addition

  1. atao hoe " fampidirana" na inona na inona
  2. fihetsika ara-organika izay iarahan'ny molekiola roa na maromaro mamorona iray lehibe kokoa (ny adduct)
  3. teboka eo ankavanan'ny feon-kira iray
  4. zavatra ampiana amin'ny hazon'ny tafika, ho mariky ny voninahitra
  5. zavatra rehetra ampiana

Fanononana

  • IPA(key): /əˈdɪʃ.ən/, [əˈdɪʃ.n̩]

Tsiahy

Soedoa

[Ovay]

Anarana iombonana

addition

  1. dia

Tsiahy