mihenjana
Malagasy
OvayMpamaritra
mihenjana miʔend͡zanạ
- (henjana) mt.s. (mihenjàna): Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity. • h, o.: Miridiridy tsy mety miketraka amin'ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha.
- Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany.
- Litera 7
- Litera 8