[go: up one dir, main page]

Ny Vikram Samvat na Tetiandro Vikramy dia tetiandro ara-tantara hindo, manara-bolana sy masoandro, nampiasaina ao amin'ny zana-kontinenta indiana. Io no tetiandro ôfisialin' i Nepaly. Ampiasaina ao amin'ny fanjakana maro ao India ity tetiandro ity.

Ireto ny anaram-bolana ao amin'io tetiandro ioː

  1. Vaiśākha (Avrily–Mey)
  2. Jyaiṣṭha (Mey–Jona)
  3. Asādha (Jona–Jolay)
  4. Srāvana (Jolay–Aogositra)
  5. Bhādrapada (Aogositra–Septambra)
  6. Asvinā (Septambra–Oktobra)
  7. Kārtikā (Oktobra–Novambra)
  8. Agrahāyaṇa (Novambra–Desambra)
  9. Pauṣa (Desambra–Janoary)
  10. Māgha (Janoary–Febroary)
  11. Phālguna (Febroary–Marsa)
  12. Chaitra (Marsa–Avrily)