[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

ambadika

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « ambadika » Etimôlôjia

Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 ambadiko ambadikay, ambaditsika
2 ambadikao ambadikareo
3 ambadiny ambadin-jareo

ambadika  ♦ X-SAMPA : am͡badikʲạ

  1. enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony.
    • (Ohatra tsy ampy)