[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

kilaw

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.

Seboanô

Matoanteny

kilaw

  1. mihinana hena, trondro, sns, tsy masaka

Tsiahy

Tagalaoga

Mpamaritra

kilaw

  1. zavatra masaka tsimoramora amin'ny afo malefaka
  2. zavatra mbola tanora

Tsiahy

Anarana iombonana

kilaw

  1. fanaintainan'ny vavony; asidra ao amin'ny vavony
  2. vao manomboka
  3. voankazo maitso (indrindra ny manga) voatetika sy voatsatsika sira, tongolobe ary dipoavatra mainty

Tsiahy

Iakan

Anarana iombonana

kilaw

  1. trondro na hena voatono

Tsiahy